Skip to main content

Malagasy Nephology - The Clouds Are the Dust of God's Feet

Page 1


Rahona-NyVovokaavyamin'ny TongotraAndriamanitra

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongony.Nahoma1:3

BokyDimyVoalohany

Hapetrakoeoamin'nyrahonanyavako,aryhofamantarananyfanekenahoamikosyhoamin'ny tanyizanyAryrahamampiangonarahonaeoambonin'nytanyAho,diahisehoeoamin'nyrahonany avana,Aryhoeoamin'nyrahonanyavana;aryhitsinjoazyAhohahatsiarovakonyfanekena mandrakizayizayhoamin'Andriamanitrasyhoamin'nyzava-manan'ainarehetra,dianynoforehetra ambonin'nytanyGenesisy9:13-14,16

AryJehovahnandehateoalohanytamin'nyandri-rahonarahaantoandrohitari-dalanaazy,ary tamin'nyandri-afononyalinahofanazavanaazy,handehananyandroaman'alina.Tsynanaisotrany andri-rahonateoalohan'nyolonaIzyrahaantoandro,nanyandri-afononyalinaEksodosy13:21-22

AryIlayAnjelin'Andriamanitra,Izaynandehateoalohan'nytobin'nyIsiraely,dianifindrakanankeo aoriany;arynyandri-rahonakosanifindranialateoanoloanykanijanonateoaorianyDiatongateo anelanelan'nytobin'nyEgyptianasynytobin'nyIsiraelyizany;diateoihanynyrahonasyny fahamaizinana,nefanampahazavanyalinakosa,kadiatsynifanatonaizyroatontamandritrany alinaArynonytamin'nyfiambenanamarainadianijerynytobin'nyEgyptianataoamin'nyandri-afo synyrahonaJehovahkanampitahotranytobin'nyEgyptiana,Eksodosy14:19-20,24

Aryrahambolanitenytamin'nyfiangonana,dianyZanak'Isiraelyrehetra,Arona,dianijery nanatrikanyefitraizyireo,ka,indro,nyvoninahitr'iJehovahnisehoteoamin'nyrahona.Eksodosy 16:10

AryhoyJehovahtamin'iMosesy:IndroAhohoavyaminaoaoanatin'nyrahonamatevina,mbaho ren'nyolonarahamitenyaminaoAho,kadiahinoanaomandrakizayizy.Dianolazain'iMosesy tamin'iJehovahnytenin'nyolona.Arynonymarainanyandrofahatelodianisykotrokoranasy tselatraaryrahonamatevinateoamin'nytendrombohitra,arynisyfeon'anjomaramafyindrindra,dia toran-kovitranyolonarehetraizayteoan-toby.Eksodosy19:9,16

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongonyNahoma1:3

Dianiakatrataoan-tendrombohitraMosesy,arynisyrahonananaronanytendrombohitra.Aryny voninahitr'iJehovahnitoetrateoambonin'nytendrombohitraSinay,arynyrahonananaronaazy henemana;diatamin'nyandrofahafitodianiantsoan'iMosesyavyteoafovoan'nyrahonaIzyDia niditrataoafovoan'nyrahonaMosesykaniakatrataoan-tendrombohitra;arynitoetrataoantendrombohitraefa-poloandrosyefa-poloalinaMosesyEksodosy24:15-16,18

Aryrahaniditrataoamin'nylayMosesy,dianidinanyandri-rahonakanijanonateoam-baravaran'ny lay;aryJehovahniresakatamin'iMosesyAryhitan'nyolonarehetranyandryrahonanijanonateo am-baravaran'nytabernakely;dianitsangananyolonarehetrakasamyniankohokateoambaravaran'nylainyavyEksodosy33:9-10

AryJehovahnidinataoanatin'nyrahonakanijanonateoaminy,diananononanyanaran'iJehovah. Eksodosy34:5

Dianisyrahonananaronanytrano-layfihaonana,arynyvoninahitr'iJehovahnamenonytabernakely. AryMosesytsynahazoniditrataoamin'nytrano-layfihaonana,satrianyrahonanitoetrateo amboniny,arynyvoninahitr'iJehovahnamenonytabernakely.Aryrehefaniakatranialatamin'ny tabernakelynyrahona,dianifindranyZanak'Isiraelytamin'nydianyrehetra;Farahatsyniakatrany rahona,diatsynifindraizyireomandra-pihavin'nyandroniakarany.Fanyrahon'iJehovahdiateo ambonin'nytabernakelynonyandro,arynisyafoteoaminynonyalina,teoimason'ny taranak'Isiraelyrehetra,nandritranynandehananyrehetraEksodosy40:34-38

AryhoyJehovahtamin'iMosesy:Lazaoamin'iAronarahalahinaombatsyhiditramandrakarivaao amin'nyfitoeranamasinaizy,diaaoanatin'nyefitralamba,eoanoloan'nyrakotrafanaovampanavotanaizayeoambonin'nyfiara,mbatsyhahafatyazy;fahisehoeoamin'nyrahonaeo ambonin'nyrakotrafanaovam-panavotanaAhoAryhataonyeoamin'nyafoeoanatrehan'iJehovah nyditin-kazomanitra,kahosaronan'nysetrokynyditin-kazomanitranyrakotrafanaovampanavotana,izayeoambonin'nyVavolombelona,mbatsyhahafatyazyLevitikosy16:2,13

Arytamin'nyandronananganananytabernakelydiananaronanytabernakelynyrahona,diany trano-lain'nyVavolombelona;arynonyharivadianisyteoambonin'nytabernakelytahakanyafo mandra-pahamarain'nyandro.Diatoyizanymandrakarivaizy:nyrahonananaronaazynony antoandro,arynisehotahakanyafononyalinaAryrehefaniakatranialatamin'nytabernakelyny rahona,dianiainganyZanak'Isiraely;aryteoamin'izaynijanonan'nyrahonanonitobian'ny Zanak'Isiraely.Arakanydidin'iJehovahnoniaingan'nyZanak'Isiraely,aryarakanydidin'iJehovah koanonitobiany;rahambolanijanonateoambonin'nytabernakelynyrahonadianijanonatao amin'nylainykoaizy.Aryrahanijanonaelateoambonin'nytabernakelynyrahona,dianitandrina izaynasain'iJehovahnotandremananyZanak'Isiraelykatsyniainga.Aryrahaandrovitsivitsyno nijanonan'nyrahonateoambonin'nytabernakely;arakanydidin'iJehovahnonipetrahanytao amin'nylainy,aryarakanydidin'iJehovahnoniaingany.Aryrahanijanonahatramin'nyharivaka hatramin'nymarainanyrahona,aryrahaniakatranonymarainanyrahona,dianiaingaizy;naandro naalinanoniakaran'nyrahona,dianiaingaizy.Arynaindroaandro,nairayvolana,naherintaona aza,nonijanonan'nyrahonateoambonin'nytabernakelykanijanonateo,dianijanonataoamin'ny lainynyZanak'Isiraely,fatsyniainga;farahaniakatrakosaizy,dianiaingaizyNomery9:15-22

Arytamin'nyandrofaharoa-polotamin'nyvolanafaharoa,tamin'nytaonafaharoa,dianiakatraniala teoamin'nytabernakelin'nyVavolombelonanyrahona.Dianiainganialatanyan-efitr'iSinayny Zanak'Isiraelykanijanonatanyan-efitr'iParana;arynyrahon'iJehovahdiateoamboninynony antoandro,tamin'nyniainganynialatamin'nytobyNomery10:11-12,34

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongonyNahoma1:3

Arynidinateoamin'nyrahonaJehovahkanitenytaminy,dianangalanynyFanahyizaytaoaminyka napetranytamin'nyloholonafito-pololahy;aryrahambolanitoetrataoaminynyFanahy,dia naminanyizy,nefatsynijanonaintsony.Nomery11:25

Arynidinatamin'nyandri-rahonaJehovahkanitsanganateoam-baravaran'nytrano-lay;dianiantso an'iAronasyMiriamaIzy;dianivoakaizymianadahy.Arynyrahonanialatamin'nytrano-lay;ary, indro,bokaMiriamakafotsytahakanyoram-panala;aryAronanijeryan'iMiriama,kaindro,boka izy.Nomery12:5,10

Aryholazainyamin'nymponinaamin'itytanyityizany;faefarenyfaHianaoJehovahnoeto amin'ityfirenenaity,aryHianaoJehovahnohitamifanatrika,arynyrahonaomijanonaeoamboniny, aryHianaonomitarikaazyeoalohaamin'nyandri-rahonanonyantoandro,aryamin'nyandri-afo nonyalina.Nomery14:14

Aryrahaniangonahanohitraan'iMosesysyAronanyfiangonana,dianijerynytrano-layfihaonana izy,ka,indro,nanaronaazynyrahona,arynisehonyvoninahitr'iJehovah.Nomery16:42

Izaynandehateoalohanareotamin'nylalanahitadyizaytoeranahoanareohitobianareo,kanyafo nonyalinanonisehoany,arynyrahonanonyantoandrononisehoany,Deoteronomia1:33

Diananakaikyianareokanitsanganateoam-bodin'nytendrombohitra;arynirehitraafomanakatrany lanitranytendrombohitra,sadynisyaizinasyrahonaaryaizim-pitoDeoteronomia4:11

Ireotenyireononolazain'iJehovahtamin'nyfeomaherytaoan-tendrombohitra,taoafovoan'nyafo synyrahonaarynyaizim-pito,kadiatsynampianyintsonyArynosoratanytamin'nyvatofisakaroa ireokanatolonyahy.Deoteronomia5:22

AryJehovahnisehoteoamin'nytrano-laytamin'nyandri-rahona;dianijanonateoanoloan'ny varavaran'nytrano-laynyandri-rahona.Deoteronomia31:15

FIAINANYTALOHA

Jehovahô,fonynivoakaavytanySeiraHianaoarynandehaavytanyamin'nytanyEdoma,dia nihorohoronytany,arynylanitrakoanitete;eny,nyrahonakoaniteteranoMpitsara5:4

ArynymaizinadiaefananaotranolaymanodidinaAzy,diaranoaizim-pitosyrahonamatevina.2 Samoela22:12

Aryhotoynyfahazavan'nymarainaizy,rahamiposakanymasoandro,diailaymarainatsymisy rahonainy;arytoynyahitramaitsomaniryamin'nytanynohonyhain'andromanarakarakany ranonorana.2Samoela23:4

Arynonynivoakaavytaoamin'nyfitoeranamasinanympisorona,dianamenonytranon'iJehovah nyrahona;kadiatsynahajanonahanaofanompoam-pivavahananympisoronanohonyrahona;fany voninahitr'iJehovahnonamenonytranon'iJehovah1Mpanjaka8:10-11

Arynonyfanimpitony,diahoyizy:Indro,misyrahonakelymiakatraavyenyan-dranomasinatoyny tànan'olonaDiahoyizy:Miakara,kalazaoamin'iAhabahoe:Amboarynykalesinao,diamidìna,

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongonyNahoma1:3

fandraovoasakan'nyranonoranaianao.Arynonyafakakelikely,diamaintin'nyrahonasynyrivotra nylanitra,kanisyoram-benilatsaka.DianitainginanykalesinyAhabakanankanyJezirela.1 Mpanjaka18:44-45

Arynonyefatoynyfeoiraynoretamin'nympitsokatrompetrasynympihira,dianiderasynisaotra an'iJehovahizy,kanonynanandratranyfeonysadynampanenonytrompetrasynykipantsonaary nyzava-manenoizykanideraan'iJehovahhoe:FatsaraIzy,famandrakizaynyfamindram-pony, diafenorahonanytrano,dianytranon'iJehovah;kadiatsynahajanonahanaofanompoampivavahananympisoronanohonyrahona;fanyvoninahitr'iJehovahnonamenony tranon'Andriamanitra2Tantara5:13-14

Aryandryrahonanonitondranaoazyrahaantoandro,aryandryafononyalina,mbahanazavaazy amin'izaylalanatokonyhalehanyKanefanohonyhaben'nyfamindram-ponaodiatsymbanahafoy azytanyan-efitraHianao;nyandryrahonatsynialataminyrahaantoandro,hitarikaazytenyandalana,nanyandryafononyalina,mbahampahazavaazyizaylalanatokonyhalehany.Nehemia 9:12,19

Tononkalo

Aokanyhaizinasynyalokynyfahafatesanahandotoazy;aokanyrahonahitoetraeoamboniny; aokanyhaizin'nyandrohampahatahotraazy.Joba3:5

Toynyrahonamihalevonakalevona,diatoyizanykoaizaymidinaanyamin'nyfiainan-tsi-hitatsy hiakatraintsony.Joba7:9

Nadiamipakaamin'nylanitraazanyvoninahiny,arymipakaamin'nyrahonanylohany,diaho levonamandrakizaytoynydikinyihanyizy;izaynahitaazydiahanaohoe:Aizaizy?Joba20:6-7

Aryhoyianao:Hataon'Andriamanitraahoananofahafantatra?Mahaymitsaraan-kolakaaoanatin'ny rahonamaizinavaIzy?NyrahonamatevinadiafialofanahoAzykatsymahitaIzy;Ary mandehandehaenyamin'nylanitraIzy.Joba22:13-14

Fehezinyamin'nyrahonamatevinanyrano,nefatsytriatraeoambaninynyrahonaManaronany sezafiandriananyIzykamamelatranyrahonyeoamboniny.Joba26:8-9

Misyfampitahoranatongaamiko;manenjikanyfanahikotahakanyrivotraizy,arylevonatahakany rahonanyfiadanako.Joba30:15

Jereoarynylanitra,kamijere;aryjereoangeindro,avoloatrakatsytakatraonyrahona.Joba35:5

Izayalatsakaavyamin'nyrahonakaararakaamin'nyolonabetsakaArymoamisymahalalavany amin'nyfivelaran'nyrahonasynyfikotrokotrokynylainy?Manaronanymazavaamin'nyrahonaIzy, arymandidyazymbatsyhamirapiratraamin'nyrahonaizaymiditraeoanelanelany?Joba36:2829,32

Arykoa,amin'nyfanondrahanadiaritranynyrahonamatevina;aryampielezinynyrahony mamirapiratra.Fantatraovanyfotoananandaminan'Andriamanitraazysynynampamirapiratanyny fahazavan'nyrahony?Fantatraovanyfirafitrynyrahona,dianyfahagaganaataon'Ilaytanteraka

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongonyNahoma1:3

amin'nyfahalalana?Aryankehitrinydiatsyhitan'nyolonanymazavamamirapiratraizayeny amin'nyrahona;fanyrivotramandalokosadiamanadioazy.Joba37:11,15-26,21

RahananaonyrahonahofitafianyAhoarynyaizim-pitohofonony,Mahaymanandratranyfeonao hoamin'nyrahonavaianao,Mbahanaronaanaonyranobe?Izanomahisanyrahonaamin'ny fahendrena?Aryizanomahatantynyfitoeran-dranon'nylanitra,Joba38:9,34,37

EfananaonymaizinahofierenyIzy,arynytranonymanodidinaAzydiaranoaizinasyrahona matevina.Aryteoamin'nyfamirapiratanateoanoloanydianandalonyrahonymatevina,dia havandrasyvainafoSalamo18:11-12

Jehovahô,mipakaamin'nylanitranyfamindram-ponao;arymihatraamin'nyrahonany fahamarinanaoSalamo36:5

Falehibemihatraamin'nylanitranyfamindram-ponao,arymihatraamin'nyrahonany fahamarinanaoSalamo57:10

Ekeohoan'Andriamanitranyhery;ambonin'nyIsiraelynyvoninahiny,arynyherinyanyamin'ny rahona.Salamo68:34

Nandatsakaranonorananyrahona;nikotrokanylanitra;arynielypatranakoanyzana-tsipìkanao Salamo77:17

Arynyrahonanonentinynonyantoandro,arynyfahazavan'nyafononyalina.Kanefanandidyny rahonatanyambonyIzy,arynanokatranyvaravaran'nylanitra,Salamo78:14,23

RahonasyhaizinanomanodidinaAzy;fahamarinanasyfitsarananofanorenan'nysezafiandrianany. Salamo97:2

Nitenytaminytaoanatin'nyandryrahonaIzy;nitandrinanyteni-vavolombelonysynydidyizayefa nomenyazyizyireoSalamo99:7

Izaymametrakanyandrin'nytranonyaoanatyrano,Izaymanaonyrahonahokalesinysady mandehaamin'nyelatrynyrivotra,Salamo104:3

NamelatrarahonahofialokalofanaIzyAryafohofanazavanaamin'nyalinaSalamo105:39

Falehibemihoatranylanitranyfamindram-ponao;arymipakaamin'nyrahonanyfahamarinanao. Salamo108:4

Izaymanaronanylanitraamin'nyrahona,Izaymamboatraranonoranahoan'nytany,Izay mampaniryahitraenyan-tendrombohitra.Salamo147:8

Nyfahalalanynomampiboiboikanyranolalinasymampilatsakaandoavyamin'nyrahona Ohabolana3:20

RahanampitoetranyrahonaenyambonyIzy,rahanampatanjakanyloharanon'nylalina,Ohabolana 8:28

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongonyNahoma1:3

Amin'nyfamirapiratan'nytarehin'nympanjakadiamisyfiainana,Arynyfankasitrahanydiatoyny rahonaamin'nyoranafarany.Ohabolana16:15

Toynyrahonasynyrivotratsymisyoranaizaymireharehaamin'nyfanomezanasandoka. Ohabolana25:14

Rahafenoranonorananyrahona,diamandatsakaamin'nytanyizany;aryrahamianjeramianatsimo namianavaratranyhazo,diaeoamin'izayianjeranyihanynohijanonanyIzaymandinikanyrivotra tsyhamafy,aryizaymijerynyrahonatsyhijinja."Mpitoriteny11:3-4

Rahatsymbolamaizinanymasoandro,nanyfahazavana,nanyvolana,nanykintana,arytsymbola miverinaintsonynyrahonarehefaavynyranonorana,Mpitoriteny12:2

Mpaminany

AryJehovahhamoronarahonasysetrokarahaantoandrosyfahazavan'nyafomirehitranonyalinaho enyambonin'nyfitoeranarehetraanyan-tendrombohitraZionasyhoenyambonin'nyfivoriany rehetra;Isaia4:5

Aryhataokofoanaizy;Tsyhohetezananahohadinaizy;Fahorakotrynyherysynytsilo;Ary hodidiakonyrahonambatsyhandatsakaranonoranaaminy.Isaia5:6

Hiakatrahoanyambonin'nyhavoan'nyrahonaaho;HotahakanyAvoIndrindraahoIsaia14:14

Faizaononolazain'iJehovahtamiko:HitsahatraAhokahijeryetoamin'nyfitoerako,tahakany hainandromipoakaamin'nyahitrasytahakanyrahonaamin'nyhafanan'nyfararano.Isaia18:4

Faminaniananyamin'iEjiptaIndro,JehovahmitainginarahonamiriotramafykamankanyEjipta; arynyandriamani-tsi-izyanyEjiptadiahangovitraeoanatrehany,arynyfon'iEjiptadiaholevona aoanatinyIsaia19:1

Tahakanyhafananaamin'nytanykarankainanohampanginanaonyfitabataban'nyvahiny;eny, tahakanyhafananaamin'nyalokynyrahonamatevinanohampanginanaonysolofon'nyolon-dozabe Isaia25:5

Izahoefanandevonanyfahadisoanaotahakanyfandevonanyzavona,arynyfahotanaotahakany rahona;koamiverenaamiko,faefananavotraanaoAho.Isaia44:22

Izamoairetomanidinatahakanyrahonaarytahakanyvoromailalahoamin'nyvaravarankeliny? Isaia60:8

Indro,hiakatratoynyrahonaizy,arytoynytadionykalesiny,aryhaingananohonyvoromaheryny soavalinyLozahoantsika,faravaisika!Jeremia4:13

Endrey!Zionazanakavavydiasaronan'nyTomporahonaamin'nyfahatezerany,arynazeranyavy anyan-danitrahoamin'nytanynyvoninahitr'Isiraely,arytsytsaroanyintsonynyfitoeran-tongony tamin'nyandrofahatezerany!Fitomaniana2:1

NisaronarahonaHianao,kadiatsyvoasakananyvavakayFitomaniana3:44

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongonyNahoma1:3

Aryhitakofa,indro,nisytafio-drivotraavytanyavaratra,diarahonalehibesadynisyafo mifandrambondrambona,sadynisyfamirapiratanananodidinaazy;aryavyteoafovoanydianisytoy nyvolon'nymetalymamirapiratra,avyteoafovoan'nyafo.Toynytarehin'nyavanaamin'nyrahona amin'nyandromisyranonorananotarehin'nynamirapiratramanodidinaIzanynoendrikyny voninahitr'iJehovah.Arynonynahitaizanyaho,dianiankohokakanandrefeon'nyanankirayniteny. Ezekiela1:4,28

Arynisyfitopololahytamin'nyloholon'nytaranak'Isiraelynitsanganateoanoloan'ireo,aryteo afovoan'izyireoiJazania,zanak'iSafana,samynitondranyfandoroanyditin-kazomanitratenyantànanyavy;arynysetrokynyditin-kazomanitradianiakatraEzekiela8:11

Arynykerobimanitsanganateoamin'nyilanyankavanan'nytrano,rahaniditraralehilahy;aryfeno rahonanykianjaanatiny.Dianiakatranialateoamin'nykerobimanyvoninahitr'iJehovahka nijanonateoambonin'nytokonam-baravaran'nytrano;aryfenorahonanytrano,aryfenony famirapiratan'nyvoninahitr'iJehovahnykianjaEzekiela10:3-4

Faefaakaikynyandro,eny,efaakaikynyandron'iJehovah,andromandrahona;hofotoana hamaliananyjentilisaizany.AoTapanesakoahomaizinanyandro,rahahotapahikoanynyziogan'i Egypta,aryhitsahatranyfireharehan'nyheriny;fanyaminykosadiahovoasaronanyrahona,aryny zananyvavyholasan-kobaboEzekiela30:3,18

Aryrahahovonoikonymasoandronao,diahosaronakonylanitra,aryhohamaizinikonykintanany; hosaronakorahonanymasoandro,arynyvolanatsyhangazava.Ezekiela32:7

Toynyfandinidin'nympiandryondrynyondrinyamin'izayandrohahatratraranynyondrinyizay niely,diatoyizanynohandinidinihakonyondrikosyhamonjekoazyavyanyamin'izayrehetra nielezanytamin'nyandromandrahonasymaizim-pitoEzekiela34:12

Hiakatraianaoaryhoavytoynytafio-drivotra,aryhotoynyrahonahandrakotranytanyianaosyny miaramilanaorehetrambamin'nyfirenenamaroizaymiarakaaminaoAryhiakatrahamelyny Isiraelyolokotahakanyrahonahandrakotranytanyianao;aryhoentikohamelynytanikoianao, mbahahafantaran'nyfirenenaAhy,rehefamisehohomasinaeoimasonyAhoamin'nyataoko aminao,ryGogaEzekiela38:9,16

Arynahitatamin'nyfahitanatamin'nyalinaaho,ary,indro,nisytoynyZanak'olonaavytamin'ny rahon'nylanitraarynankeoamin'nyFahagola;dianentinananatonateoanatrehanyIzy.Daniela7:13

Inonanohataokoaminao,ryEfraima?Inonanohataokoaminao,ryJoda?Fatoynyrahonamaraina nyhatsaram-ponao,arytoynyandovaomarainaizaylevona.Hosea6:4

Koahotoynyrahonamarainaizysyhotoynyandolevonamaraina,syhotoynyakofaizay paohin'nyrivotrahialaamin'nyfamoloana,aryhotoynysetrokaavyamin'nylafaorofandoroana. Hosea13:3

Andromaizinasymanjombona,andromandrahonasymaizim-pito,toynyfahazavan'nymaraina mielyamin'nytendrombohitra,firenenalehibesymatanjaka,katsymbolanisytahakaazyhatrizay hatrizay,arytsyhisyintsonyanyaorianyhatramin'nytaonan'nytaranakafaramandimby.Joela2:2

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongonyNahoma1:3

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka;Amin'nytadiosynytafiodrivotranolalan'iJehovah,Arynyrahonanovovokynytongony.Nahoma1:3

Androfahatezeranaizanyandroizany,androfahorianasyfahoriana,androfandravanasy fanafoanana,andromaizinasymanjombona,andromandrahonasymaizim-pito,Zefania1:15

Mangataharanonoranaamin'iJehovahamin'nyandrofara-orana,diaamin'iJehovahnohanaovany nyrahonamamirapiratra;aryhanomeazyranonoranamivatravatraIzy,dianyahitraanyan-tsahaho an'nyrehetra.Zakaria10:1

filazantsara

Rahambolanitenyizy,indro,nisyrahonamazavananaronaazyireo;ary,indro,nisyfeoavytao amin'nyrahonananaohoe:ItynoZanakomalalakoIzaysitrako;henoyIzy.Matio17:5

Aryamin'izanyandroizanydiahisehoeoamin'nylanitranyfamantarananyZanak'olona,ary amin'izanyandroizanydiahitomanynyfirenenarehetraambonin'nytany,aryhahitanyZanak'olona avyeoamin'nyrahon'nylanitraamin-kerysyvoninahitralehibeizyMatio24:30

HoyJesosytaminy:Voalazanao;arykoa,lazaikoaminareo:Hatramin'izaodiahohitanareony Zanak'olonamipetrakaeoamin'nytananaankavanan'nyHerysyavyeoamin'nyrahon'nylanitra. Matio26:64

Arynisyrahonananaronaazyireo;arynisyfeoavytaoamin'nyrahonananaohoe:ItynoZanako malalako;IzynohenoyMarka9:7

Aryamin'izaydiahahitanyZanak'olonaavyeoamin'nyrahonaamin-kerylehibesyvoninahitraizy. Marka13:26

AryhoyJesosy:IzahonoIzy;aryhohitanareonyZanak'olonamipetrakaeoamin'nytanana ankavanan'nyHerysadyavyeoamin'nyrahon'nylanitra.Marka14:62

Rahambolanitenyizanyizy,dianisyrahonanisehonanaronaazyireo;aryrahaniditrataoanatin'ny rahonaizy,dianatahotranympianany.Arynisyfeoavytaoamin'nyrahonananaohoe:Ityno Zanakomalalako;henoyIzyLioka9:34-35

AryhoykoaIzytamin'nyvahoaka:Rahamahitarahonamiposakaanyandrefanaianareo,diahoy ianareomiarakaamin'izay:Hoavynyranonorana;diatongaizanyLioka12:54

Aryamin'izaydiahahitanyZanak'olonaavyeoamin'nyrahonaamin-kerysyvoninahitralehibeizy Lioka21:27

AryrehefanilazaizanyIzy,dianakarinateoimason'izyireo;arynisyrahonanitondraAzykatsy hitan'izyireointsony.Asan'nyApostoly1:9

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongonyNahoma1:3

Ireotaratasynosoratanaao

Arykoa,ryrahalahy,tsytiakotsyhofantatrareofanyrazantsikarehetradiateoambanin'nyrahona, aryizyrehetranamakynyranomasina,arysamynataobatisahoamin'iMosesytaoamin'nyrahona synyranomasinaizyrehetra;1Korintiana10:1-2

Aryrehefaafakaizany,diaisikaizayvelonakambolamitoetranohakarinahiarakaaminyhoeny amin'nyrahonahitsenanyTompoanyamin'nyhabakabaka;diahoanyamin'nyTompomandrakizay isika.1Tesaloniana4:17

Koaamin'izany,satriamisyvavolombelonamarobetoyizanymanodidinaantsika,diaaokaisika hanaisotraizayrehetramitambesatraamintsikambamin'nyotaizaymalakymahazoantsika,aryaoka isikahihazakazakaamin'nyfaharetanaamin'izaohazakazakanapetrakaeoanoloantsikaizao,Hebreo 12:1

Ireodialoharanotsymisyrano,rahonaentin'nytafio-drivotra,kaefatehirizinahoazynyzavona maizinamandrakizay2Petera2:17

Ireodiatoynytasyeoamin'nyfanasan'nyfiantranaataonareo,rahamiara-mihinanaaminareoizy, diamamahan-tenatsyamin-tahotra;rahonatsymisyrano,entin'nyrivotra,hazomalazonefatsy misyvoa,indroamaty,voaongotrahatramin'nyfakany;Joda1:12

Revelation

IndroIzyavyamin'nyrahona;arynymasorehetrahahitaAzy,nadiaizaynandefonaAzyaza;ary nyfirenenarehetraambonin'nytanyhitomanyAzy.Eny,Amena.Apokalypsy1:7

Aryhitakofa,indro,nisyanjelymaheryiraykoanidinaavytanyan-danitrasadynitafyrahona;ary nyavanadiateoamin'nylohany,arynytarehinydiatahakanymasoandro,arynytongonytahakany andryafo;Apokalypsy10:1

Arynandrefeomaheryavytanyan-danitraizyroalahynanaotaminyhoe:MiakaraatỳDianiakatra hoanyan-danitrataoanatyrahonaizyireo;arynahitaazynyfahavalonyApokalypsy11:12

Arynahitarahonafotsyaho,aryteoambonin'nyrahonadianisytahakanyZanak'olonanipetraka, nisatrokasatroboninahitravolamenatenyan-dohanysadynitanaantsyfijinjanamaranitratenyantànany.Arynisyanjelyiraykoanivoakaavytaoamin'nytempolyniantsotamin'nyfeomaheryka nanaotamin'ilaynipetrakateoambonin'nyrahonahoe:Arosoynyfijinjanao,kamijinjà,satriatonga nyandrofijinjana;famasakatsaranyvokatrynytany.Dianaroson'ilaynipetrakateoambonin'ny rahonatamin'nytanynyfijinjany,kavoajinjanytany"Apokalypsy14:14-16

Apokrifa

Rehefaafakaizany,dianisyrahonamatevinanandaloteoanoloakokanampilatsakaoranabediabe niarakatamin'nytafio-drivotra;aryrehefalasanyoranabedianijanonaireoranonorana2Esdrasa 4:49

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongonyNahoma1:3

Nefamorakokoahoan'izaytandindonin-dozavenymiditraamin'izanyzavatraizanytoyizayny handalotoynyrahonamialaamin'izaotontoloizao,katsyhahitaizayzavatrahitrangaamin'nyandro faranyDianamalyahyIzykananaohoe:2Esdrasa13:20

Indrorahonaavyanyatsinananasyavyanyavaratrakahatranyatsimo,arymahatsiravinatokoany mijeryazy,fenohatezeranasytafio-drivotra.Aryhisyrivotramaheryhiposakaavyanyatsinanana, kahanokatraazy;arynyrahonaizaynatsanganytamin'nyhatezerana,arynykintananahetsiketsika mbahampatahotranyrivotraavyanyatsinananasyandrefana,diaholevonaNyrahonalehibesy maherydiahibontsinafenohatezerana,arynykintana,mbahampihorohoronytanyrehetrasyizay moninaaoaminy;aryhaidinahoenyambonin'nyfitoeranaavosyavorehetranykintana mahatsiravina,2Esdrasa15:34,39-40

Aryhohadinoinaamin'nyfotoananyanarantsika,arytsyhisyolonahahatsiaronyasantsika,aryny aintsikadiaholevonatoynydian-drahona,aryholevonatoynyzavona,izayentin'nytaramasoandrokahoresin'nyhafanany.Fahendren'iSolomona2:4

Diahivoakaavyanyivelanynykotrokamikendrytsara;aryavyanyamin'nyrahona,toynyavy amin'nytsipìkavoasarikatsara,diahanidinahoamin'nytanjonaizyireoFahendren'iSolomona5:21

Toynyrahonamanalokanytoby;aryteoamin'nytoerananisynyranoteoanoloanynonisehoan'ny tanymaina;aryavyteoamin'nyRanomasinaMenadianisylalanatsymisysakana;aryavyteo amin'nyreniranomaherydianisysahamaitso:Fahendren'iSolomona19:7

Rehefamitenynympanankarenadiamanginanyolonarehetra,aryjereoizaylazainydia ankalazainahatranyamin'nyrahonaizany;farahamitenykosanymahantradiahoyizyireo:Inona moaityolonaity?AryrahatafintohinaizydiahanampyazyireohandresyazyEkleziastika13:23

Nivoakaavytamin'nyvavan'nyAvoIndrindraaho,arynanaronanytanytoynyrahonaNipetraka tenyamin'nytoeranaavoaho,arynysezafiandrianakodiateoamin'nyandryrahona.Ekleziastika 24:3-4

Izaymanompoan'iJehovahdiahoraisinaamin'nyfankasitrahana,arynyfivavanydiahahatratrany rahonaNyfivavakynymanetrytenadiamandrovitranyrahona;arymandra-pahatongan'izanydia tsyhahazofampiononanaizy;arytsyhialaizy,mandra-pijerin'nyAvoIndrindrambahitsaraaraka nyrarinysyhampihatranydidim-pitsarana.Nyfamindram-podiatongaamin'nyfotoanan'ny fahoriana,toynyrahonaamin'nyandrohain-tanyEkleziastika35:16-17,20

Amin'izanynoisokafan'nyharena:arymanidinatoynyvoronanyrahona.Amin'nyherinylehibeno anamafisanynyrahona,arytorotoroinanyhavandraEkleziastika43:14-15

NampandrenyfeonyIzy,arynitondraazyhoanyamin'nyrahonamaizina,sadynanomeazydidy teoanatrehany,dianylalàn'nyfiainanasynyfahalalana,mbahampianaranyan'iJakobanyfanekeny, aryan'iIsraelynydidiny.Ekleziastika45:5

Toynykintan'nymarainaeoafovoan'nyrahonaizy,arytoynyvolanafenomanana:Toyny masoandromamirapiratraeoamin'nytempolin'nyAvoIndrindra,arytoynyavanamanazavaeo amin'nyrahonamamirapiratra,arytoynyhazoolivatsaratarehymamoavoa,arytoynyhazosipresa izaymitombohatramin'nyrahona.Ekleziastika50:6-7,10

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongonyNahoma1:3

Izanoniakatratanyan-danitranakaazysadynampidinaazyavytanyamin'nyrahona?Baroka3:29

AryrehefamandidynyrahonaAndriamanitrambahandrakotraizaotontoloizao,diamanaoaraka izaynandidianaazyizyireo.Taratasin'iJeremia1:62

Hianareotselatrasyrahona,misaoraan'iJehovah;mideràsyankalazaoIzymandrakizay.Vavakyny Azaria1:51

Rehefavitaizany,arytonganyfotoananamirapiratan'nymasoandro,izayniafinataoamin'nyrahona teoaloha,dianisyafolehibenirehitra,kagaganyolonarehetra2Makabeo1:22

Diahasehon'nyTompoazyireoizanyzavatraizany,kahisehonyvoninahitr'iJehovah,aryhiseho koanyrahona,tahakanynasehonyteoambanyfitarihan'iMosesy,sytahakanytamin'iSolomona nanirynyhanamasinananyfitoeranaamin'nyfombamendri-kaja.2Makabeo2:8

Jereonyfahavaratrasynyririnina,fafenoranonytanyrehetra,arymisyrahonasyandoaryorana milatsakaeoaminy.Enoka2:3

Arynisytsyfahamasinanabediabenipoitra,arynijangajangaizyireo,kavoafitaka,arynanjary simbatamin'nylalanyrehetra.NampianatraodysyfakanyiSemjâzâ,Armârôsnyfamahanaody, Barâqîjâl,nampianatrafanandroana,Kôkabêlnyantokon-kintana,Ezêqêêlnyfahalalananyrahona, Araqiêlnyfamantarananytany,Shamsiêlnyfamantarananymasoandro,arySariêlnyfizotryny volanaAryrehefamatynyolona,dianitarainaizyireo,aryniakatratanyan-danitranyfitarainany Enoka8:2

Arynasehoahynyfahitanatoyizao:Indro,taoamin'nyfahitanadianiantsoahynyrahonaarynisy zavonaniantsoahy,arynyfivezivezen'nykintanasynytselatradianihazakazakasynampandeha ahy,arynyrivotrataoamin'nyfahitanadianahatongaahyhanidinasynanandratraahyniakatraary nitondraahyhoanyan-danitra.Enoka14:8

Nahitanyrivotratetỳan-tanynitondranyrahonaaho:Nahitanylalan'nyanjelyahoNahitateny amin'nyfaran'nytanynyhabakabakynylanitraambonyaho.Enoka18:5

Nirohotratoynyreniranobediabeizaynikoriananianavaratraandrefanakanahatongarahonasy andoniakatratamin'nylafinyrehetra.Enoka28:3

Arytaononahitan'nymasokonytsiambaratelon'nytselatrasynykotroka,arynytsiambaratelon'ny rivotra,nyfombanizaranymbahitsokaambonin'nytany,arynytsiambaratelon'nyrahonasynyando, arytaononahitakonynivoahanytamin'iotoeranaiosynytoerananandenanynytanyvovokaAry taononahitakoefitramihidyizaynizarahan'nyrivotra,nyefitramisynyhavandrasynyrivotra,ny efitramisynyzavonasynyrahona,arynyrahonadianivezivezyambonin'nytanyhatramin'ny niandohan'izaotontoloizao.Enoka41:3-4

Arynyfofonain'nyandodiamitoetraanyamin'nyfaran'nylanitra,arymifandrayamin'ny efitranon'nyorana,arynylalanydiaamin'nyririninasynyfahavaratra:arynyrahonasynyzavona diamifamatotra,kanyiraymifanomeEnoka60:20

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongonyNahoma1:3

Aryavyamin'nyvavahadyafovoanynoihavian'nyfahasalamanasynyoranasynyandoaryny fanambinana;aryavyamin'nyvavahadyfahateloanyandrefananoihavian'nyrahonasynyfanala, arynyoram-panalasynyorana,arynyandosynyvalalaEnoka76:11

Arynyampahefatra,izayantsoinahoeavaratra,diamizarahotelo:nyvoalohanyamin'izyireodia hofonenan'nyolombelona;arynyfaharoadiamisyranomasinasylavakamangitsokitsokasyalasy reniranoaryhaizinasyrahona;arynyampahatelonydiamisynyzaridainan'nyfahamarinana.Enoka 77:3

Engaaniekahoranomasom-benymasoko,mbahitomanyAnaoaho,aryhandatsakanyranomasoko toynyranomasom-be,mbahialakosasatraamin'nyfahorian'nyfoko!Enoka95:1

AryhiantsonyrahonasynyzavonaarynyandosynyoranarehetraIzyhovavolombelona hiampangaanareo;fahosakananatsyhilatsakaaminareoizanyrehetraizanynohonyaminareo,ary hotsarovan'izyireonyfahotanareo.Enoka100:11

Arynahitazavatratoynyrahonatsyhitamasoaho;fanohonyhalalinydiatsyafakanijeryaho,ary nahitalelafonirehitramamirapiratraaho,aryzavatratoynytendrombohitramamirapiratra nihodidinasyniparitakaetsysyeroa.Enoka108:4

Jasara

AryhoyIzytaminy:Entonyzanakao,nylahitokanaoizaytianao,diaIsaka,kamankanesaany amin'nytanyMoria;aryateroanyizyhofanatitradoranaeoamin'nytendrombohitrairayizay hasehoaminao;faanynohahitanaorahonasynyvoninahitr'iJehovahDianisyandryafoniseho taminy,izaynipakatamin'nytanykahatranyan-danitra,arynisyrahonavoninahitrateoambonin'ny tendrombohitra,arynyvoninahitr'iJehovahnisehoteoamin'nyrahona.AryhoyAbrahamatamin'i Isaka:Anaka,hitanaovaizayhitakoeoamboninyeoamin'nytendrombohitraizayhitantsikaeny lavitraeny?DianamalyIsakakananaotamin-drainyhoe:Mahitaaho,aryindro,andryafosyrahona, arynyvoninahitr'iJehovahhitaeoambonin'nyrahonaJasher23:2,42-44

Arynyvoninahitr'iJehovahnitoetrateoambonin'nytendrombohitraSinay;dianiantsoan'iMosesy Izy,dianiditrataoafovoan'nyrahonaMosesykaniakatranytendrombohitraJasher82:8

Arytamin'nyandrofaharoapolotamin'nyvolanadianiakatranialateoamin'nytabernakelin'ny Vavolombelonanyrahona.Arytamin'izanyandroizanydiananohynydianyavytanyan-efitr'i SinaynyZanak'Isiraely,kanandehateloandroizy;arynijanonateoamin'nyan-efitr'iParanany rahona;aryteononirehetan'nyfahatezeran'iJehovahtamin'nyIsiraely,satriaefanampahatezitraan'i Jehovahizykanangatakahaninahohaniny.Jasher83:25-26

AryJehovahnisehoteoamin'nytabernakelytamin'nyandryrahona;arynyandryrahonanijanona teoam-baravaran'nytabernakely.Jasher87:2

Jobily

Dianiakatrataoan-tendrombohitraSinayMosesy;arynyvoninahitr'iJehovahnitoetrateo ambonin'nytendrombohitraSinay,arynisyrahonananaronaazyhenemana.Arytamin'nyandro

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongonyNahoma1:3

fahafitodianiantsoan'iMosesyavyteoafovoan'nyrahonaIzy;arynyendrikynyvoninahitr'i Jehovahdiatahakanyafomirehitrateoan-tampon'nytendrombohitra.Jobily1:2-3

Fatamin'nyandrovoalohanyIzynonamoronanylanitraizayanyambonysynytanyarynyranoary nyfanahyrehetraizaymanompoeoanatrehany-nyanjelin'nyfanatrehana,arynyanjelin'ny fahamasinana,arynyanjelin'nyfanahin'nyafosynyanjelin'nyfanahin'nyrivotra,arynyanjelin'ny fanahin'nyrahonasynymaizinasynylanezysynyhavandraarynyfanalafotsy,arynyanjelin'ny feosynykotrokoranasynytselatra,arynyanjelin'nyfanahin'nyhatsiakasynyhafanana,aryny ririninasynylohataonasynyfararanosynyfahavaratraarynyfanahin'nyzavaboarinyrehetraizay anyan-danitrasyetỳan-tany,Izynonamoronanylavakatsyhitanoanoasynyhaizina,nyharivasy nyalina,arynymazavasynymarainasynyandro,izayefanamboarinyarakanyfahalalan'nyfony Jobily2:2

Napetranyteoamin'nyrahonanyavananyhofamantarananyfanekenamandrakizayfatsyhisy safodranointsonyetoan-tanyhandravaazymandritranyandrom-piainanarehetra.Jobily6:16

Arynisyrahonagoaikatongahandanynyvoa,dianihazakazakanitsenaazyAbrama,rahambolatsy nipetrakatamin'nytanyizyireo,kaniantsoazyizy,rahambolatsynipetrakatamin'nytanyhandany nyvoa,nanaohoe:Azamidina,famiverenaanyamin'nytanyniavianareo.Dianiverinaizyireo.Ary nataonyniverinafitopolohenynyrahonagoaikatamin'izanyandroizany;arytsynisygoaikarehetra nipetrakataonadiairayakoryaza,eran'nytanyrehetranitoeran'iAbramaJobily11:18-19

Ireobokyveryaoamin'nyBaiboly

Farahanandehaaho,hoyiJosefa,dianiandrandranylanitraaho,arynahitanyrahonagaga,aryny voro-manidinanijanonateoafovoan'nyfanidinany.Protevangelion13:2

Dianisyrahonamamirapiratrananaronanylava-bato,aryhoynympampivelona:Androanynofaly nyfanahiko,fanahitazavatramahagaganymasoko,arynentinahoan'nyIsiraelynyfamonjena. Kanjotampokateodiatongahazavanalehibetaoanatylava-batonyrahona,katsyzakan'nymasony intsonyizany.Protevangelion14:10-11

Etoisikahatramin'izao,arymbolatsynanandranafahafatesana,fahiverinaindrayamin'nyfiavian'ny Antikristy,mitondrafamantaranasyfahagaganaavyamin'Andriamanitra,hiadyaminyamin'nyady, aryhovonoinyanyJerosalema,aryhasandratravelonaindrayhoanyamin'nyrahona,rehefaafaka teloandrosytapany.Filazantsaran'iNikodemosy20:4

Dianandoronyantontam-batonyolona;nadialehibeloatraazanylelafo,diatsynikasikaazyizany, faAndriamanitranangorakaazykanahatongafipoahanamafyavytanyambany,aryrahonaavyany ambonynandatsakaoranasyhavandrabediabe;Asan'iPaolysyTekla5:15

Farehefanahitanytselatrasynyafoireohazandrano(zanak'ombyan-dranomasina),diamatyizy ireokanilomanomatytenyambonin'nyrano,arynisyrahonaafonanodidinaan'iThecla,katoyny tsynahafahan'nybibynanatonaazy,diatoyizanykoanyolonatsynahitanyfitanjahany.Asan'ny Apostoly9:9

RehefanialateoizydianankanySeleokia,arynanazavanyolonamaromombaan'iKristy.Arynisy rahonamamirapiratranitarikaazytamin'nydianyAryrehefatongatanySeleokiaizydianankany amin'nytoeranairayivelan'nytanàna,tokonyhoiraystadio,satrianatahotranymponinatao,satria

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongonyNahoma1:3

mpivavakatamin'nysampyizyireo.Arynentin'nyrahonahoanyamin'nytendrombohitrairay antsoinahoeKalamona,naRodeonaizy.Nijanonataonandritranytaonamaroizy,aryniaritra fakam-panahymafymaroavyamin'nydevoly,izaynozakainytamin'nyfombamendrika,nohony fanampian'iKristyazony.Asan'nyApostolyPaolysyTekla10:11-14

Tsyampynysainay;nivavakatamin'nyvatosyhazoizahay;volamenasyvolafotsyaryvarahina, asan'nytanan'olombelona;arynyfiainanaymanontolodiatsyinonafafahafatesana.Koasatria voahodidin'nyhaizinaizahay,arynananazavonatoyizanyteoimasonay,dianiandrandraizahay,ary nohonysitraponydianesorinynyrahonananodidinaanay.FanangorakaanayIzy,arynohomboany taoam-ponytaminay,dianamonjyanayIzy;rehefanahitafahadisoanasyfandringananabediabe taoaminayIzy;aryhitanyfatsynananafanantenanafamonjenaizahay,afa-tsyamin'nyalalany ihany.2Klementahoan'nyKorintiana1:7-9

Arynylahysynyvavydiatsylahynavavy;Izaonotianyholazaina;antsoinyhoelahyny hatezerantsika,arynyfilantsikavavy.Koarehefatongaamin'nytoe-javatratoyizanynylehilahy iraykatsymanaikynyiraynanyirayamin'ireo(izaysamymanaronasymanamaizinanysainanoho nyfielezan'nyfombaamam-panaosynyfanabeazanaratsy),farehefaavynandroakanyzavona nipoitraavyamin'izyireo,aryfenohenatra,diahonampiraynyfanahinysynyfanahinytamin'ny fankatoavananysainatamin'nyalalan'nyfibebahana;dia,arakanyvoalazan'iPaoly,diatsymisy lahynavavyatoamintsika.2Klementahoan'nyKorintiana5:4-6

Koatahakanymaha-izyazytetoan-tanyAzy,diatoyizanykoanonandidiananyJiosytalohamba hakaosyroatsaratarehysymitovyMbahogagaizyireorehefamahitanyMpamonjyantsikaho avyenyamin'nyrahon'nylanitraanyaorianaany,nohonyendrik'ireoosy.EpistilyAnkapoben'i Barnabasy6:12

Bokin'iEdenaHadino

Farehefanahitaazyireohoanyamin'nysahaiSatanafetsy,diananangonanytafinyizykaniseho teoambonin'nyrahonasadynikendrynyhamitakaazyireo1Bokin'iAdamasyEva28:1

AryhoykoaAndriamanitratamiko:Rahatsymanan-keryhandehaianao,diahanirakarahona hitondraanaoAhokahampilatsakaanaoeoam-baravaran'nyzohy;diahiverinanyrahonakahamela anaoeo.Aryrahahiarakaaminaoizyireo,diahanirakarahonahitondraanaosyizyireoAho.Dia nandidyrahonaIzy,dianitondraahyniakatrasynitondraahyhoanyaminaoizany;dianiverinaizy 1Bokin'iAdamasyEva60:23-25

Rehefaavynilazatamin'nyzananylahyiEnokadianentin'nyanjelyteoamin'nyelanyizykanentiny niakatrahoanyamin'nylanitravoalohanyarynapetranyteoambonin'nyrahona.Dianijeryaho,ary nijeryambonykokoaindray,kanahitanyetona,arynapetranyteoamin'nylanitravoalohanyahoka nasehonyahynyRanomasinalehibedialehibenohonyranomasinaetoan-tanyNytsiambaratelon'i Enoka3:1

Arytetoahodianijeryambanykanahitaireotranofitehirizan'nylanezy,syireoanjelyizaymitahiry nytranofitehirizanymahatsiravina,aryireorahonaizayivoahanysyizayalehany.Ny tsiambaratelon'iEnoka5:1

Mahari-poJehovahsadybeheryArytsymetymanamarinanymeloka; Jehovahmanananylalanyamin'nytadiosynytafio-drivotra, arynyrahonanovovokynytongonyNahoma1:3

Arynyirayavyamin'nylaminaanjely,rehefanialatamin'nylaminateoambanyfahefany,dia nieritreritraeritreritratsyazotanterahina,nyhametrakanysezafiandriananyhoavokokoanohony rahonaambonin'nytany,mbahitovylaharanaamin'nyherikoNytsiambaratelon'iEnoka29:3

(Zoma)Tamin'nyandrofaheninadianandidynyfahendrekoahombahamoronanyolombelonaavy amin'nyzavatrafito:nyiray,nynofonyavyamin'nytany;nyfaharoa,nyranyavyamin'nyando;ny telo,nymasonyavyamin'nymasoandro;nyefatra,nytaolanyavyamin'nyvato;nydimy,ny faharanitan-tsainyavyamin'nyhafainganam-pandehan'nyanjelysyavyamin'nyrahona;nyenina,ny lalan-drànysynyvolonyavyamin'nyahitraamin'nytany;nyfito,nyfanahinyavyamin'ny fofonaikosyavyamin'nyrivotraNytsiambaratelon'iEnoka30:10

Mandrenytenin'nymolotroHianao,tahakanynandrenesakonytenin'iJehovah,tahakanykotroka mafytsyan-kijanonamiarakaamin'nyrahonamirohondrohonaNytsiambaratelon'iEnoka39:7

Arynorefesikonyfaribolan'nymasoandro,arynorefesikonytarany,nisainanyora,nosoratakokoa nyzavatrarehetraizaymandehaambonin'nytanyEfanosoratakonyzavatraizayvelomina,syny voarehetranafafysynytsynafafy,izayvokarin'nytanysynyzavamaniryrehetra,arynyahitra rehetrasynyvoninkazorehetra,arynyfofonymamy,arynyanarany,arynyfonenan'nyrahona,ary nyfirafiny,arynyelany,arynyfombaitondranynyoranasynyranonorana.Arynodinihikony zavatrarehetra,arynosoratakonylalan'nykotrokoranasynytselatra,arynasehonyahyny fanalahidysynympiambinaazy,nyfiposahan'izyireo,nylalanaalehany;navoakamoramora (moramora)tamin'nyrojovyizany,fandraoamin'nyrojovymavesatrasymaheryvaikadiahanipy nyrahonatezitrakahandravanyzavatrarehetraetoan-tanyNosoratakonytranofitehirizan'ny lanezysynytranofitehirizan'nyhatsiakasynyranomandry,arynojerekonympihazonalakile amin'nyvanim-potoanany,mamenonyrahonaamin'izyireoizy,arytsymandanynytrano fitehirizan'nyharenaNytsiambaratelon'iEnoka40:5-7

Hoavyireompanenjikaahy,nefatsyhahitaahy;rahonamaizinanohanaronanymasony;aryaizimpitonohanamaizinaazy.Tononkiran'iSolomona5:4-5

Nyandoavyamin'iJehovahnonampilatsakatamikotamin'nyfiadanana;arynyrahonafiadanana nampiakatrateoambonin'nylohako,izayniambinaahymandrakariva;Izanynofamonjenaahy; nihozongozonanyzavatrarehetrakaraiki-tahotraizy;Tonon-kiran'iSolomona35:1-3

Faarakanyhalehiben'nyAvoIndrindranonanaovanyahy;arytahakanymaha-vaovaoAzyno nanavaozanyahy;arynohosoranyavytamin'nyfahatanterahanaIzy:Arytongairayamin'ireo mpiara-moninaaminyaho;arynisokatratoynyrahonaandonyvavako,Aryniboiboikatoyny reniranon'nyfahamarinananyfoko,ArynyfanatonakoAzydiataoamin'nyfiadanana;arynaorin'ny Fanahin'nyfitondranyahoHaleloiaTononkiran'iSolomona36:5-8

Hifalyamin'nyandronynylanitra,aryhifalynytany,aryhiravoravonyrahona;arynyfahalalana an'iJehovahdiahaidinaamin'nytany,tahakanyranoan-dranomasina;arynyanjelin'nyvoninahitry nyfanatrehan'iJehovahhifalyaminy.TestamentaLevitikosy5:18-20

Turn static files into dynamic content formats.

Create a flipbook
Malagasy Nephology - The Clouds Are the Dust of God's Feet by Filipino Tracts and Literature Society Inc. - Issuu