Skip to main content

Malagasy - The Christian Worker Farmer Soldier - Hammer Sickle Sword

Page 1


NyMpiasaKristiana,Mpamboly,Miaramila (Tantana,Antsyfijinjana,Sabatra)

Moatsytahakanyafovanyteniko?hoyJehovah,arytsytahakanytantananamanorotorony vatolampyva?Jeremia23:29

Arosoynyantsyfijinjana,famasakanyvokatra;avia,midinaianareo,fafenonyfamiazamboaloboka,mihoatranyvatafamiazam-boaloboka;fabenyfaharatsianyJoela3:13

AryJesosynandehanitetynytanànarehetrasynyvohitra,nampianatrataoamin'nysynagogasy nitorynyfilazantsaran'nyfanjakanaarynahasitrananyaretinarehetrambamin'nyrofyrehetra tamin'nyolona.ArynonynahitanyvahoakaIzy,dianahonenaAzynyfijerinyazy,satriarerakaizy kanafoytoynyondrytsymisympiandryDiahoyIzytamin'nympianany:Benyvokatra,fany mpiasanovitsy;koaamin'izanymangatahaamin'nyTompon'nyvokatrambahanirahanympiasa hamorynyvokatraMatio9:35-38

DiahoyIzytaminy:Benyvokatra,fanympiasanovitsy;koaamin'izanymangatahaamin'ny Tompon'nyvokatrambahampandehananympiasahamorynyvokatra.Lioka10:2

HoyJesosytaminy:Nyhanikodianymanaonysitrapon'izaynanirakaAhysynymahavitanyasany. Moatsymilazavaianareohoe:Efa-bolanasisadiahoavynyfijinjana?Indro,lazaikoaminareo: Atopazynymasonareo,kajereonyenyan-tsaha;faefamasakasahadyhojinjainaizyAryizay mijinjadiamandraykaramakamamoryvokatrahoamin'nyfiainanamandrakizay,mbahiara-mifaly nympamafysynympijinjaAryamin'izanydiamarinailaytenyhoe:Nyiraymamafy,arynyiray kosamijinja.Izahonanirakaanareohijinjaizaytsynisasaranareo;faolon-kafanonisasatra,ary ianareokosaniditratamin'nynisasarany.Jaona4:34-38

Tsymaintsymanaonyasan'izaynanirakaAhyAho,rahambolaantoandro;avynyalina,katsy mahazomiasanyolona.Jaona9:4

Koaamin'izany,ryrahalahymalalako,diamiorenatsara,azamiova,arymahefàbemandrakariva amin'nyasan'nyTompo,satriafantatrareofatsyfoanatsyakorynyfikelezanareoainaaoamin'ny Tompo1Korintiana15:58

Aryazambaketrakaamin'nyfanaovan-tsoaisika;faamin'nyfotoan'andronohijinjantsika,rahatsy rerakaisika.Galatiana6:9

Aryraisonyfiarovan-dohan'nyfamonjenasynysabatrynyFanahy,dianytenin'Andriamanitra; Efesiana6:17

Koaianao,anaka,diaaokahihaheryamin'nyfahasoavanaizayaoamin'iKristyJesosyAryizay zavatraefarenaotamikoteoanatrehan'nyvavolombelonamarodiaatolorynyolonamahatoky,izay hahaymampianatranyhafakoaKoamiaretanyfahorianatahakanymiaramilatsaran'iJesosyKristy

Nymiaramilaizaymiadydiatsymbamisymaningo-tenaamin'nyraharahan'izaofiainanaizao,mba hahafalyizaynifidyazyhomiaramila.Aryrahamisyolonamiadyamin'nyady,diatsy satroboninahitraizy,rahatsymiadyarakanylalàna2Timoty2:1-5

Mazotoamanolotranytenanaoamin'Andriamanitrahoolonavoazahatoetra,diampiasatsymahazo henatra,mizaratsaranytenyfahamarinana.2Timoty2:15

Favelonasymaherynytenin'Andriamanitrakamaranitranohonysabatraroalela,kamanindrona hatramin'nyfampisarahananyainasynyfanahyarynytonon-taolanasynytsoka,kamahay mamantatranyeritreritrasynyfisainan'nyfoHebreo4:12

Fanymarinakosadiavelonamandrakizay;nyvalisoanykoadiaaoamin'iJehovah,aryny fikarakaranyazydiaaoamin'nyAvoIndrindra.Koadiahandrayfanjakanabevoninahitrasysatroboninahitratsaratarehyavyamin'nytanan'iJehovahizy;fanytananyankavanananohanaronany azy,arynysandrinynohiarovanyazy.Hataonayhofiadianafenonyfahasaro-piarony,aryhataony hofitaovam-piadianafamaliananyfahavalonynyzavaboaryHitafianyhofiarovan-tratrany fahamarinana,arynyfitsaranamarinahosolon'nyfiarovan-dohaHataonayhoampingatsymety resynyfahamasinana.Nyfahatezeranymafydiahomaranitrahosabatra,aryizaotontoloizaohiady aminyamin'nyadalaFahendren'iSolomona5:15-20

Azamankahalanyasamafynanyfambolenaizayefanandidian'nyAvoIndrindraEkleziastika7:15

Ahoananoahazoan'izaymitanaangadin'ombysymireharehaamin'nyfanindronana,izaymitondra ombysyvarianaamin'nyasany,aryizaymitenyomby?Manokananysainyhanaovavaasaizy;ary mazotomanomevilonahoan'nyombyToyizanykoanympandrafitrasynympiasarehetra,izay miasaandroaman'alina;aryizaymanapakasymanisytombo-kase,arymazotomanaokarazany maro,arymanolo-tenaamin'nysarysandoka,arymijerymbahamitanaasa:Nympanefykoa mipetrakaeoanilan'nyriandriana,arymandinikanyasavy,nyetonaavyamin'nyafodiamandevona nynofony,arymiadyamin'nyhafanan'nylafaoroizy;nyfeon'nytantananasynyriandrianadiaao an-tsofinymandrakariva,arynymasonymijerynyendrikynyzavatraataony;mikendrynyhamita nyasanyizy,arymijerymbahanadiovanaazytsara:Toyizanykoanympanefyvilanymipetraka amin'nyasany,arymamadikanykodiaranaamin'nytongony,izaymitandrinatsaraamin'nyasany mandrakariva,arymanaonyasanyrehetraarakanyisany;Mamolavolanytanimangaamin'ny sandrinyIzy,arymanenjananyherinyeoanoloan'nytongony;miezakamitarikaazyIzy;arymazoto manadionylafaoroIzy;Ireorehetraireodiamatokynytànany;arysamyhendryamin'nyasanyavy izyrehetra.Rahatsymisyireodiatsymisytanànahonenana;arytsyhitoetraanyamin'izaytianyizy, nahiakatranahidina;Tsyhotadiavinaamin'nyfilan-kevitrynyvahoakaizy,nahipetrakaambonyeo amin'nyfiangonana;tsyhipetrakaeoamin'nysezan'nympitsaraizy,nahahatakatranydidimpitsarana;tsyafakamanambaranyrarinysynyhitsinyizy;arytsyhohitaanyamin'izayitenenana fanoharanaizyFahihazonanytoetrynyizaotontoloizaoizy,arynyfanirianyrehetradiaamin'ny asan'nytananyEkleziastika38:25-34

Turn static files into dynamic content formats.

Create a flipbook