Skip to main content

Malagasy - Counsels for the Youth

Page 1


Torohevitrahoan'nyTanora

TsarovynyMpamoronaanaoamin'nyandrofahatanoranao,dienytsymbolatonganyandromahory, arytsymbolamihatranytaonaizayhanaovanaohoe:Tsysitrakoizany;Mpitoriteny12:1 ...fanyfisainan'nyfon'nyolonadiaratsyhatramin'nyfahazazany....Genesisy8:21

Manajànyrainaosynyreninao,mbahomaroandroianaoaoamin'nytanyizayomen'iJehovah

Andriamanitraoanao.Eksodosy20:12

RahamihainosymanompoAzyizy,diahandanynyandronyamin'nyfiadanana,arynytaonany amin'nyfahafinaretana.Farahatsymihainokosaizy,diahofatin'nysabatrakahofatytsyamin'ny fahalalana.Fanympihatsaravelatsihyam-podiamirakitrafahatezerana;tsymitarainaizy,raha afatony;Matymbolatanoraizy,arynyainydiaaoamin'nymaloto.Joba36:11-14

FaHianaonofanantenako,JehovahTompoô;Hianaonotokikohatramin'nyfahazazako.Hianaono nanohanaahyhatranyam-bohoka;Hianaononitondraahyavytanyan-kibon'ineny;Hianaono hiderakomandrakariva.Salamo71:5-6

Inonanohiarovan'nyzatovonylalanytsyhovoaloto?Amin'nyfitandremanaazyarakanyteninao.

Salamo119:9

Anaka,azamanamavonyfamaizan'iJehovah,Aryazatofokaamin'nyfananarany;Faizaytian'i Jehovahnoanariny,Diatahakanyataon'nyrayamin'nyzanakatiany.Ohabolana3:11-12

Nyohabolan'iSolomona.Nyzanakahendrymahafalynyrainy;Fanyzanakaadalamampalahelony reniny.Ohabolana10:1

Mihainoanyrainaoizayniterakaanao,Aryazamanamavonyreninao,Rahaefaantitraizy.

Ohabolana23:22

Mifalia,ryzatovo,dienymbolatanoraianao;Aryaokanyfonaohampifalyanaoamin'nyandro fahatanoranao;Kamandehanaamin'izaysitrakynyfonaosyizayjeren'nymasonao;Nefaaokaho fantatraofaizanyrehetraizanydiahoentin'Andriamanitrahoamin'nyfitsaranaianao.Koaesory amin'nyfonaonyalahelo,Aryesoryamin'nynofonaonyratsy;Fazava-poananyfahatanoranasyny fahatanorana.Mpitoriteny11:9-10

Tsyfantatraova?TsyefarenaovafaAndriamanitramandrakizayJehovah,Izaynamoronanyfaran'ny tany,TsymbahorerakaNahoreraka?Tsytakatrynysainanyfahalalany.ManomeherynyrerakaIzy, aryizaytsymanan-kerydiaomenyherybe.Nadianytanoraazadiahorerakasyhoreraka,arynadia nyzatovoazadiahotafintohinamafy;Faizaymiandryan'iJehovahdiahandrosoherykosa;hiakatra tahakanyvoromaheryizy;hihazakazakaizy,nefatsyhoreraka;handehaizy,nefatsyhoreraka.

Isaia40:28-31

Dianentinateoamin'iJesosynyzazamadinikambahametrahanynytànanysy hivavahanyaminy;arynympiananynitenymafyazyireo.FahoyJesosy:Avelaony zazamadinika,aryazararànatsyhanatonaAhy;faan'nytoaazynyfanjakan'ny lanitra.DianametrakanytànanytaminyIzy,dianialateo.Aryindro,nisyanankiray nanatonaAzykananaotaminyhoe:Mpampianatratsaraô,inonanozavatratsara hataokombahahazoakofiainanamandrakizay?AryhoyIzytaminy:NahoanaAhono ataonaohoetsara?Tsymisytsaraafa-tsyIrayihany,diaAndriamanitra;farahate hiditraamin'nyfiainanaianao,diatandremonydidy.HoyIzytaminy:Izamoa?Dia hoyJesosy:Azamamonoolona,Azamijangajanga,Azamangalatra,Azamijoroho vavolombelonamandainga,Manajànyrainaosynyreninao,ary:Tiavonynamanao tahakanytenanao.Hoyilayzatovotaminy:Izanyrehetraizanydiaefanotandremako hatrynyfonyahombolakely;inonanombolatsyampyamiko?HoyJesosytaminy: Rahatehotanterakaianao,mandehana,amidioizayanananao,kaomeony malahelo,diahananaharenaanyan-danitraianao;aryavia,manarahaAhy.Fanony nandreizanytenyizanyilayzatovo,dianialatamin'alaheloizy,satriananana fanananabe.Matio19:13-22

Anaka,manekenyrayaman-dreninareoaoamin'nyTompo;faizanynorariny. Manajànyraysynyreninao(faizanynodidyvoalohanymisytenyfikasana);mba hahitasoaianaosyhomaroandroambonin'nytany.Efesiana6:1-3

Azaataotsinontsinonanyfahatanoranao;faaokahotongafianaranahoan'nymino ianaoamin'nyteny,amin'nyfitondran-tena,amin'nyfitiavana,amin'nyfinoana, amin'nyfahadiovana.1Timoty4:12

Famandosiranyfilan'nytanorafanahy;arymiezahamitadyfahamarinana,finoana, fitiavana,fihavananaamin'izaymiantsonyTompoamin'nyfomadio.2Timoty2:22

Nyfahendrenadiamahatratranyfaravodilanitrarehetraamin'nyhery,ary mandaminanyzavatrarehetraamin'nyhatsaram-panahyizy.Tiakoizy,arynitadyazy hatramin'nyfahazazakoaho,nanirynyhanaoazyhovadikoaho,arytianyhatsarantarehinyaho.Fahendren'iSolomona8:1-2

Henoyahoryrainareo,anaka,arymanaovaarakaizany,mbahovoaroianareo.FaJehovah efananomevoninahitranyraynohonyzanany,aryefananendrynyfahefan'nyrenyamin'ny zananylahy.Izaymanajanyrainydiamanaofanonerananyfahotany;Aryizaymanajany reninydiatoynyolonamitahiryharena.Izaymanajanyrainydiahahazofifalianaamin'ny zanany;aryrehefamivavakaizydiahohenoina.Izaymanajanyrainydiahoelavelona;ary izaymankatònyTompodiahofampiononananyreniny.IzaymatahotranyTompodiahanaja nyrainy,aryhanomponyrayaman-dreninytoynyamin'nytompony.Manajanyrainaosyny reninaoamin'nytenysynyatao,mbahahazoanaofitahianaavyamin'izyireo.Fany fitahian'nyraynomampiorinanytranon'nyzanaka;fanyozon'nyrenykosadiamandravany fototra.Azamireharehaamin'nyfahafaham-barakaamin'nyrainao;fanyfahafaham-baraka amin'nyrainaodiatsyvoninahitrahoanao.Fanyvoninahitrynyolonadiaavyamin'ny voninahitrynyrainy;arynyrenyafa-barakadiafahafaham-barakahoan'nyankizy.Anaka, ampionyrainaoamin'nyfahanterany,aryazamampalaheloazyrahambolavelonaizy.Ary rahalevonanysainy,diamaharetaaminy;aryazamanamavoazyrehefafenonyherinao ianao.Fatsyhohadinoinanyfanamaivanananyrainao;aryhosolon'nyfahotanadia hampianaizanymbahanangananaanao.Amin'nyandrofahorianaodiahotsaroanaizany; arynyfahotanaokoadiaholevonatoynyranomandryamin'nyandromafanatsara.Izay mahafoynyrainydiatoynympitenyratsy;aryizaymampahatezitranyreninydiavoaozona.

Ekleziastika3:1-16

Anaka,angonynyanatrahatramin'nyfahazazanaokahatramin'nyfahanteranao.

Ekleziastika6:18

Hajaoamin'nyfonaorehetranyrainao,aryazaadinonyfahorian'nyreninao.Tsarovy faavyamin'izyireoianao;aryahoananoahafahanaomamalyazyireoizaynataony hoanao?Ekleziastika7:27-28

Ampahoriananyzanakao,diahampatahotraanaoizy;milalaoaminy,diahahatonga anaohomalaheloizy.Azamihomehyaminy,fandraohalaheloaminyianao,ary fandraohikitro-nifyamin'nyfarany.Azamanomeazyfahafahanaamin'ny fahatanorany,aryazamikipymasoamin'nyhadalany.Aondrehonyvozonyraha mbolakelyizy,arykapohynylanilaninyrahambolazazaizy,fandraohomafylohaizy katsyhankatòanao,aryhampitondraalahelonyfonao.Ekleziastika30:9-12

Turn static files into dynamic content formats.

Create a flipbook
Malagasy - Counsels for the Youth by Filipino Tracts and Literature Society Inc. - Issuu