CHRISTUS VICTOR (AMEN) Songwriters: Matt Boswell, Bryan Fowler, Keith Getty, Kristyn Getty, and Matt Papa Language: Malagasy
Verse 1 Avo indrindra, ry Ilay hatrizay, Ilay Izy, ’lay Mahagaga N’ranao no-namonjenao anay Tamin’ny rano saika handoza ’Lay antoky n’famonjena anay Chorus Ho an’Ilay Zanakondry anie Ny haja sy ny voninahitra F’efa nandresy Ianao Haleloia, Amena Verse 2 Avo indrindra, monina aminay Nirahina ho an’ny mpanota, N’ranao no avotra ho anay Zanakondry novonoina Nefa nitsangan-ko mpandresy Chorus 2 & 3 Ho an’Ilay Zanakondry anie Ny haja sy ny voninahitra F’efa nandresy Ianao Haleloia Ny firenena rehetra Miombona amin’ny anjely Hihoby hoe nandresy Ianao Haleloia, Amena Verse 3 Avo indrindra, Tompon’ny tompo Fiderana no he tafianao ! Iza ary no tsy hangovitra Raha hijoro Kristy Mpandresy? Omaly, anio, sy mandrakizay